|
|
|
|

Entrée1  arahaba nieran' ny loza amin' antambo
Mots élémentaires  2 arahaba, 3 miera, 4 loza, 5 amy, 6 antambo
Partie du discours  7  locution
Explications en malgache  8 teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy saika niharan-doza ka voavonjy soa aman-tsara. [1.1]
Vocabulaire  9  Etiquette
Synonymes  10 arahaba tsy maty fo aman' aina

Mis à jour le 2025/10/11